Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

+1K‏
הורדות
סיווג תוכן
PEGI 3
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך
צילום מסך

מידע על משחק זה

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana Taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• קילאמאו ממפיטאדי וומבולנה
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-pony" isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hitaah maso mba 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - המרכז לטכנולוגיה חינוכית, sy IRC - ועדת ההצלה הבינלאומית.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny syanor mana. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofoa ny data - מידע ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed the Monster מלמד ילדים את יסודות הקריאה במלגית. אספו ביצי מפלצות והאכילו אותם באותיות כדי שיוכלו לצמוח לחברים חדשים!

מהו האכלה המפלצת?
Feed The Monster משתמש בטכניקות מוכח של 'לשחק כדי ללמוד' כדי לעסוק בילדים ולעזור להם ללמוד לקרוא. ילדים נהנים לאסוף ולגדל מפלצות של חיות מחמד תוך כדי לימוד יסודות קריאה.

בחינם להורדה, ללא מודעות, ללא רכישות באפליקציה!
כל התוכן הוא בחינם ב 100%, נוצר על ידי עמותות Curious Learning, CET ו- Apps Factory.

תכונות המשחק לקידום מיומנויות קריאה:
• חידות פונטיות מהנות ומרתקות
• משחקי איתור אותיות כדי לסייע בקריאה וכתיבה
• משחקי זיכרון אוצר מילים
• רמות מאתגרות "צליל בלבד"
• דוח התקדמות ההורים
• כניסה מרובת משתמשים לצורך התקדמות משתמש בודדת.
• מפלצות אספנות, מתפתחות ומהנות
עדכון אחרון בתאריך
27 באפר׳ 2021

אבטחת נתונים

כדי לשמור על הבטיחות צריך קודם כל להבין איך המפתחים אוספים ומשתפים את הנתונים שלך. נוהלי פרטיות הנתונים ואבטחת הנתונים עשויים להשתנות בהתאם לשימוש, לאזור ולגיל המשתמש. המפתח סיפק את המידע הזה והוא עשוי לעדכן אותו מדי פעם.
האפליקציה הזאת עשויה לשתף את סוגי הנתונים האלה עם צדדים שלישיים
מיקום, פעילות באפליקציות ומידע על האפליקציה וביצועי האפליקציה
האפליקציה הזאת עשויה לאסוף את סוגי הנתונים האלה
מיקום, פעילות באפליקציות ומידע על האפליקציה וביצועי האפליקציה
הנתונים מוצפנים בזמן ההעברה
באפשרותך לבקש שנתונים יימחקו
התחייבות לעמוד במדיניות של Play בנושא תוכן שמיועד למשפחות