Vakio miaraka amin'i Akili - T

10 ათ.+
ჩამოტვირთვები
შემცველობის რეიტინგი
PEGI 3
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი
ეკრანის ანაბეჭდის სურათი

ამ აპის შესახებ

TOERANA MARO BE

Miaràha amin’i Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

ჰო აიზა ი აკილი ავი ეო? ანატი ალა? ამბონი სამბო? რაიმე ტრანო? IANAO არა misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisana ity. აზა ადინო მისავაონა ნი ვორონა, მამპილალაო ნი რაჯაკო არი ნი ფიფინანანაანა სამბო ენ ანდალანა!

Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’ny alàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka - იანოო ნო მანაო ნი ტანტარა
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI და მე

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady mantsym netra -პონი ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. მანენტანა ნი ანკიზი ჰიანატრა სი ჰიტია ფიანარანა!

მანანდრატრა თავიდან აცილება ny herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana თავიდან lenta.


MOMBA NY ცნობისმოყვარეობა

Curious Learning dia orinasa tsy mitady სამარხი, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - ტოერანა მარო ბე! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
განახლდა:
31 მარ. 2022

მონაცემთა უსაფრთხოება

უსაფრთხოება იწყება დეველოპერების მიერ თქვენი მონაცემების შეგროვებისა და გაზიარების წესების გაცნობით. მონაცემთა კონფიდენციალურობისა და უსაფრთხოების პრაქტიკები შეიძლება განსხვავდებოდეს თქვენი აპის ვერსიის, გამოყენების, რეგიონის და ასაკის მიხედვით. ეს ინფორმაცია მოწოდებულია დეველოპერის მიერ და შეიძლება დროთა განმავლობაში განახლდეს.
ეს აპი შეიძლება მონაცემთა ამ ტიპებს აზიარებდეს მესამე მხარეებთან
მდებარეობა, აპებში აქტივობა და აპების ინფორმაცია და ეფექტურობა
ეს აპი შეიძლება მონაცემთა ამ ტიპებს აგროვებდეს
მდებარეობა, აპებში აქტივობა და აპების ინფორმაცია და ეფექტურობა
მონაცემები დაშიფრულია ტრანზიტის პროცესში
მონაცემები ვერ წაიშლება
აცხადებს, რომ მზადაა, Google Play-ს საოჯახო დებულება დაიცვას

სიახლე

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.