TOERANA MARO BE
Miarร ha aminโi Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!
Ho aiza i Akili avy eo? เบญเบฐเบเบดเบเบฒเบญเบฒเปเบฅเบเป? Ambony sambo? เบกเบตเบญเบฑเบเปเบเบญเบฑเบ เปเบถเปเบ เบเป? IANAO เบเปเปเบกเบต เบเบณ เปเบงเบปเปเบฒเบเบตเปเบเปเปเบกเบตเบเบฐเปเบซเบเบเบซเบเบฑเบเปเบฅเบตเบ. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dร lana!
Manomboka eny ambony rahona hatrany amin ranyasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka amin itny ity tantara mampihetsi-po ity.
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY amin'ny alร lanโny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA เบชเบดเบเบเบต, sary ary hevitra amin'ny alร lanโny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan'i Akili manaraka-Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin'ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, เบเปเปเบเปเบญเบเบเบฒเบ VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin'ny เบขเบฒเบเบฎเบนเปเบเบฒเบเบฎเบฝเบเบฎเบนเป sy Ubongo ..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN'NY FAHITA LAVITRA - AKILI เปเบฅเบฐเบเปเบญเบ
Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminโny alร lanโny sarimihetsika, noforoninโny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili - fampianarana mahafinaritra vita tao Africa, hoan'ny Africa.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin'ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanร na mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kantet, sady mantsa to เบเบฒ -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka aminโny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin aterineto, tianโny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin'i Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili เปเบฅเบฐ Me amin 's aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin finyenao ny fampianarana.
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanny ankizy ao เบญเบฒเบเบฃเบดเบเบฒ. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!
Manandratra avo ny herinโt fialam-boly, ny fihitaranโt haino aman-jery ary ny teknolojianโny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.
MOMBA NY เบฎเบฝเบเบฎเบนเปเบเบฐเบเบธเบเบฑเบ
Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanโireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin fitenin-drazany maneran-tany amin al amlanโny porofo mivaingana sy antontanโisa voamarina.
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforonin 's sehatry ny Curious Reader, novokarin'ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
เบญเบฑเบเปเบเบเปเบฅเปเบงเปเบกเบทเปเบญ
31 เบก.เบ. 2022