Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 tūkst.+
Lejupielādes
Satura vērtējums
PEGI 3
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls
Ekrānuzņēmuma attēls

Par šo spēli

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana jebkurš amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny lietotne
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Izglītības tehnoloģijas centrs, sy IRC - Starptautiskā glābšanas komiteja.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy muayatra ho an’anyo. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data - ary miasa mia ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster māca bērniem Madagaskaras lasīšanas pamatus. Savāc monstru olas un baro viņus ar burtiem, lai viņi varētu izaugt par jauniem draugiem!

KAS IR BARĪBAS BAROŠANA?
Feed The Monster izmanto pārbaudītas spēles, lai mācītos, lai piesaistītu bērnus un palīdzētu viņiem iemācīties lasīt. Bērni labprāt kolekcionē un audzē mājdzīvnieku monstrus, vienlaikus apgūstot lasīšanas pamatus.

BEZMAKSAS LEJUPIELĀDĒT, BEZ REKLĀMU, NEKĀDU APP PIRKUMOS!
Viss saturs ir simtprocentīgi bezmaksas, un to izveidojuši lasītprasmes bezpeļņas organizācijas Curious Learning, CET un Apps Factory.

SPĒLES FUNKCIJAS LASĪŠANAS PRASMJU VEICINĀŠANAI:
• Jautras un saistošas ​​fonikas mīklas
• Burtu izsekošanas spēles, lai palīdzētu lasīt un rakstīt
• Vārdnīcas atmiņas spēles
• Apšaubāmi “tikai skaņas” līmeņi
• Vecāku progresa ziņojums
• Vairāku lietotāju pieteikšanās individuāla lietotāja progresam.
• Kolekcionējami, attīstāmi un jautri monstri
Atjaunināta
2021. gada 27. apr.

Datu drošība

Drošība sākas ar izpratni par to, kā izstrādātāji vāc un kopīgo jūsu datus. Datu konfidencialitātes un drošības prakse var atšķirties atkarībā no izmantojuma, reģiona un vecuma. Izstrādātājs ir sniedzis šo informāciju un laika gaitā var to atjaunināt.
Šajā lietotnē ar trešajām pusēm var kopīgot šo veidu datus.
Atrašanās vieta, Darbības lietotnēs un Lietotņu informācija un veiktspēja
Šajā lietotnē var vākt šo veidu datus.
Atrašanās vieta, Darbības lietotnēs un Lietotņu informācija un veiktspēja
Dati tiek šifrēti pārsūtīšanas laikā
Varat pieprasīt datu dzēšanu
Apņemšanās ievērot Play ģimenes satura politiku