Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1K+
ดาวน์โหลด
การจัดประเภทเนื้อหา
PEGI 3
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ
ภาพหน้าจอ

เกี่ยวกับเกมนี้

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba ฮ่าฮ่าฟาฮานี mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika 'milalao mba hianarana' efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin'ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN'NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin'ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin'ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin'ny fikarohana taratasy izay manampy amin'ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana เรย์อะมานเดรนีใด ๆ
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran'ny tsirairay ao
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin'ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO
Mifototra amin'ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan'ny maro tao anatin'ny siansan'ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan'ny ankizy manana fototra mafy' ts. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an'ny ankizy

อิซา อิซาเฮย์?
Fahano ny Mpilaonao dia novatsihan'ny รัฐมนตรีว่าการกระทรวง raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin'ny fifaninanana EduApp4Syria Ny app orijinaly amin'ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin'ny fiaraha miasa teo amin'ny Apps Factory, CET - The Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon'ny Curious Learning dika teny tamin'ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan'ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin'ny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho an'ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n’aiza n’aiza amin’ny fitenin-dreniny izay mifototra amin’ny porofo sy ny data – ary miasa mba hadatonga ny app Fahano ny Mpilalaontrao ho ny ny 0

-----

Feed The Monster สอนเด็ก ๆ ถึงพื้นฐานของการอ่านในภาษามาลากาซี รวบรวมไข่มอนสเตอร์และป้อนตัวอักษรเพื่อให้พวกมันเติบโตเป็นเพื่อนใหม่!

FEED THE MONSTER คืออะไร?
Feed The Monster ใช้เทคนิค 'เล่นเพื่อเรียนรู้' ที่ได้รับการพิสูจน์แล้วเพื่อดึงดูดเด็ก ๆ และช่วยให้พวกเขาเรียนรู้การอ่าน เด็กๆ สนุกกับการสะสมและเลี้ยงสัตว์ประหลาดสัตว์เลี้ยงไปพร้อมๆ กับการเรียนรู้พื้นฐานการอ่าน

ดาวน์โหลดฟรี ไม่มีโฆษณา ไม่มีการซื้อในแอป!
เนื้อหาทั้งหมดฟรี 100% สร้างขึ้นโดย Curious Learning, CET และ Apps Factory ที่ไม่หวังผลกำไร

ฟีเจอร์ของเกมเพื่อส่งเสริมทักษะการอ่าน:
• ปริศนาการออกเสียงที่สนุกและน่าดึงดูด
• เกมติดตามตัวอักษรเพื่อช่วยในการอ่านและเขียน
• เกมจำคำศัพท์
• ระดับ "เสียงเท่านั้น" ที่ท้าทาย
• รายงานความคืบหน้าของผู้ปกครอง
• เข้าสู่ระบบแบบผู้เล่นหลายคนเพื่อดูความคืบหน้าของผู้ใช้แต่ละคน
• สัตว์ประหลาดที่สะสม พัฒนาได้ และสนุกสนาน
อัปเดตเมื่อ
27 เม.ย. 2564

ความปลอดภัยของข้อมูล

ความปลอดภัยเริ่มต้นด้วยความเข้าใจเกี่ยวกับวิธีที่นักพัฒนาแอปรวบรวมและแชร์ข้อมูล แนวทางปฏิบัติด้านความเป็นส่วนตัวและความปลอดภัยของข้อมูลอาจแตกต่างกันไปตามการใช้งาน ภูมิภาค และอายุของคุณ นักพัฒนาแอปได้ให้ข้อมูลนี้ไว้และอาจอัปเดตข้อมูลในส่วนนี้เมื่อเวลาผ่านไป
แอปนี้อาจแชร์ข้อมูลประเภทต่างๆ เหล่านี้กับบุคคลที่สาม
ตำแหน่ง กิจกรรมบนแอป และข้อมูลและประสิทธิภาพของแอป
แอปนี้อาจรวบรวมข้อมูลประเภทต่างๆ เหล่านี้
ตำแหน่ง กิจกรรมบนแอป และข้อมูลและประสิทธิภาพของแอป
ระบบจะเข้ารหัสข้อมูลขณะส่ง
คุณขอให้ลบข้อมูลได้
มุ่งมั่นที่จะปฏิบัติตามนโยบายเพื่อครอบครัวของ Play